Ny batisan’i Jesosy: Inona no dikan’izany aminao?
Mahatsiaro ho “maloto” ny olona. Fantatsika izany satria, na dia misy fahasamihafana maro aza eo amin’ny fivavahana sy ny fomban-drazana manerana izao tontolo izao, dia samy miantso ny tokony hisasana amin’ny rano izy ireo rehefa… Ny batisan’i Jesosy: Inona no dikan’izany aminao?