Natao araka ny Endrik’Andriamanitra
Afaka manampy antsika hahatakatra ny fiaviantsika ve ny Baiboly? Maro no milaza hoe tsia, nefa misy dikany ny zavatra maro momba antsika raha jerena ny lazain’ny Baiboly. Raiso, ohatra, izay ampianarin’ny Baiboly momba ny fiaviantsika.… Natao araka ny Endrik’Andriamanitra